๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐ - ๐
๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐๐๐๐๐
Ny Dรฉlรฉgation Rรฉgionale du Contrรดle Financier #๐๐ฅ๐๐_๐๐ก๐๐ฅ๐ข๐ฌ , izay notarihan' Andriamatoa RANOMENJANAHARY Fernand, dia nandray anjara tamin'ny birao iombonana #guichet_unique izay notontosaina tao Andalatanosy, distrika Ambovombe, nanomboka ny alakamisy 27 Jolay hatramin'ny sabotsy 12 Aogositra lasa teo, ary niarahana tamin'ireo sampandraharaha samihafa any amin'ny faritra .
Ny Programme des Nations Unies pour le Dรฉveloppement (PNUD) moa no nanohana ara-bola ny fanatanterahana io hetsika io.
Ny fandraisana anjara tsy tapaka amin'ny hetsika tahaka izao dia ahafahan'ny ๐๐ผ๐ป๐๐ฟรด๐น๐ฒ ๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฐ๐ถ๐ฒ๐ฟ manatanteraka ifotony ny andraikitra sahaniny eo amin'ny lafin'ny fanaraha-maso ny volam-panjakana mba ho fanafainganana avy hatrany ny fikarakarana ny fangatahan'ireo mpila raharaham-panjakana.