Guides Pratiques aux usagers
- Décret n°2026-1256 Modifiant et complétant certaines dispositions du Décret 2008-668 portant régime de déplacement
- Circulaire n°02/2026-MEF/SG/DGBF/DPE
- Arrêté n°24235/2026 Fixant le taux des indemnités de déplacement temporaire auprès des villes en pôle de croissance
- Circulaire n°055 MEF portant préparation CDMT 2024-2026, décret n°2023-255 du 15 mars 2023 portant GIP, Manuel GIP du 31 mars 2023
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
| Nb Visiteurs | |
|---|---|
| Total | 396866 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
.png)
|
Nahatontosa ny iraka nampanaovina azy araka ny fitsirihana vorakitry ny andininy faha-4 sy ny tombana momba ny FEC eto Madagasikara ny ekipan’ny FMI
Nanatontosa iraka teto Antananarivo ny faha-11 ka hatramin’ny faha-25 novambara ny ekipa avy ao amin’ny tahirim-bola Iraisam-pirenena notarihan 'Atoa Charalambos Tsangarides , lehiben’ny iraka, hanao fandinihana ho an’ny taona 2019 araka ny voarakitra ao amin’ny Andininy faha-efatry ny satan’ny FMI, sy hanao ny tombana andiany faha-6 sady farany ny fandaharan’asa hanatsarana ny toekaren’i Madagasikara izay tohanan’ny FEC. Ny famoaham-baovao amin’ny famaranana ny iraka ataon'ny teknisiana ao amin'ny FMI dia mirakitra fanambarana mitatitra ny fehinkevitra santatra nataony rehefa avy nitsidika firenena iray izy ireo. Ny hevitra hita amin'ity fanambarana ity dia hevitr’ireo sampan- draharaha ao amin'ny FMI ihany, fa tsy voatery ho hevitry ny filankevi-pitantanana. Raha toa ka ankatoavin’ny Fitantanana ao amin’ny FMI ity fehin-kevitra santatra ity dia hamolavolà na tatitra izay hoentina eo anivon’ny Filan-kevim-pitantanana mba hanaovana fanadihadiana sy handraisana fanapahan-kevitra.
Source : Communiqué de presse du Fonds monétaire international |





.png)







